FIangonana Katolika Malagasy eto Parisy

Hita ato koa ny :
. Fizarana andraikitra
. Filazana maika (Brèves)
. Communauté Catholique Malgache de Paris et Ile-de-France
Fanolorana
Rafitra
Asa fikatrohana
Fandalinam-pinoana
Sakrameta
soso-kevitra



Editorialy

Efa misokatra ny tranokala vaovaon’ny FKMP : www.fkmp.org

Ny Birao sy ny Komity dia faly mandray anao eto amin’ity tranokala ity izay natao hampahafantarana ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France (FKMP).

Ho hitanao ato :

-  ny zava-kendren’ny FKMP sy ny tantarany ;
-  ny rafitra ijoroany ;
-  ny asa fikatrohana andraisan’ny kristiana anjara ;
-  ny fandalinam-pinoana sy fiomanana amin’ireo Sakramenta ;
-  ny vaovaom-piangonana sy filazana samihafa ;
-  ny tahiry mikasika ny fiainam-piangonana (Isan-tokantrano) ;
-  ny fifandraisana amin’ireo tranokala tsara ho fantatra.

Vaovao
Hetsika
Ako samihafa
Tahiry
Fifandraisana
Filazana

   
Designed by Nov@rt 2004